fbpx

Jacquis Randria & Njara Marcel - Azafady

Téléchargement Audio 480p 720p 1080p 4k

Tononkira / Paroles / Lyrics

Azafady aho raha toa ka nandratra anao
Be loatra ireo vita sy ditra natao
Tsy nahay nifehy tena nanao ny tsy fanao
Nampirafy aho, nampijaly anao

Ireo teny marary sy ireo latsa ifonako
Fa izaho anie bandy mety ho solafaka ihany
Ireo fakam-panahy maro loatra mamingana
Izay tia hono adala hafa ihany malala

Ao fa hiova aho
Tsy hamerina intsony aho

Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy
Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy tsinjovy ny hoavy
Aza anariana mavesatra izy ireo tsy kilalao izy azafady
Diniho izay atao fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy

Aza miandry voadona ialahy vao mba tonga saina
Tsy entam-barotra amidy io fa aza viraviraina
Tsy hoe lany hamamiana ka ho arianao ny faikany
Rendrarendra tsy ho lany fa mba saino ihany

Ireo vehivavy natao ho fanaja
Hoe afaka miaina ve raha toa ka tsisy azy
Tsy sakafo fihinana io ka ho atao andramana
Sao ho fatrapifidy elah tandremo lesy zany

Ao fa hiova aho
Tsy hamerina intsony aho

Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy
Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy tsinjovy ny hoavy
Aza anariana mavesatra izy ireo tsy kilalao izy azafady
Diniho izay atao fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy

Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy
Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy tsinjovy ny hoavy
Aza anariana mavesatra izy ireo tsy kilalao izy azafady
Diniho izay atao fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy

Zaza misy jerry

Black Nadia

Mampamangy

Mampamangy

Solo

Docteur Love x Big MJ

MAMA

ESPERANCE

Haignanah Somaiko

Wawa ft Ngiah Tax Olo Fotsy

DISO HEVITRY

PR KOMEDO

Rijade

Riziky (Drako Hely)

Conseillère

Lalie Laryss

Tsy digniko

Wendy Cathalina

Manigny

Chriso

AHODY

WAWA SALEGY

Indrisy

CYAH X Dj MR GARY

Mierignolo

Jior Shy

Mahantra

Chantal

Bisous kely aloha

Mr Sayda
13 février 2024

Forever

Vaiavy Chila & Bartez
12 février 2024

Zah love

Black Nadia
11 février 2024

Kawitry misy sôsy

Jerry Marcoss
11 février 2024