Rijade - Amezako chance
Une chanson qui convainc les jeunes femmes de ne pas avorter…
LA CHANSON QUI VA SÛREMENT SAUVER DES VIES.
Ry rahavaviko, efa maro be ny fomba ahafahantsika miaro tena mba tsy ho tratran’ny vohoka tsy nirina, aleo ihany mba mitandrina sy miaro tena tsara ihany na dia matsiro aza ny fahatanoràna fa mamy anie ny aina e! 💖 Mihainoa finaritra ô! 🥰🥰
A/C: Judiane Kha
Son: NB PRODUCTION